26Amin’izany andro izany,+ dia hohiraina+ eto Joda+ izao hira izao: “Manana tanàna mahery+ isika, satria ataony manda sy tovon-tany fiarovana ho antsika ny famonjena.+
18 “Tsy ho re ao amin’ny taninao intsony ny herisetra, ary tsy ho re ao anatin’ny faritry ny taninao ny fandrobana sy ny fandravana.+ Ny mandanao hantsoinao hoe Famonjena,+ ary ny vavahadinao hantsoinao hoe Fiderana.