Nomery 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Fohy angaha ny tanan’i Jehovah?+ Ho hitanao tokoa raha ho tanteraka ny teniko na tsia.”+ Isaia 40:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tsy fantatrao angaha sa tsy renao?+ Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+ ilay Mpamorona ny faran’ny tany. Tsy mba reraka na sasatra izy.+ Tsy takatry ny saina ny fahalalany.+ Isaia 59:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Tsy hoe nanjary fohy loatra ny tanan’i Jehovah ka tsy mahavonjy,+ na hoe donto loatra ny sofiny ka tsy mahare.+
23 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Fohy angaha ny tanan’i Jehovah?+ Ho hitanao tokoa raha ho tanteraka ny teniko na tsia.”+
28 Tsy fantatrao angaha sa tsy renao?+ Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra i Jehovah,+ ilay Mpamorona ny faran’ny tany. Tsy mba reraka na sasatra izy.+ Tsy takatry ny saina ny fahalalany.+
59 Tsy hoe nanjary fohy loatra ny tanan’i Jehovah ka tsy mahavonjy,+ na hoe donto loatra ny sofiny ka tsy mahare.+