Ohabolana 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Faly ny olona rehefa mahay mamaly,+ ary tsara erỳ ny teny lazaina amin’ny fotoana mety!+ Matio 13:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Nampianatra ny olona tao amin’ny synagoga izy+ rehefa tonga tao amin’ny faritra niaviany.+ Koa nitolagaga ireo ka niteny hoe: “Taiza no nahazoan’ilehio fahendrena toy izany sy fahaiza-manao fahagagana toy izao?
54 Nampianatra ny olona tao amin’ny synagoga izy+ rehefa tonga tao amin’ny faritra niaviany.+ Koa nitolagaga ireo ka niteny hoe: “Taiza no nahazoan’ilehio fahendrena toy izany sy fahaiza-manao fahagagana toy izao?