Jeremia 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ankehitriny, dia ataoko toy ny tanàna mimanda sy andry vy ary manda varahina+ ianao mba hiatrehanao ilay tany manontolo,+ dia ireo mpanjakan’ny Joda, sy ny andrianany, sy ny mpisorony ary ny vahoakany.*+ Ezekiela 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra, eny, mafy noho ny vatoafo,+ ny handrinao. Aza matahotra azy+ ary aza atao mampihorohoro anao ny tarehiny,+ fa taranaka mpikomy izy.”+
18 Ary ankehitriny, dia ataoko toy ny tanàna mimanda sy andry vy ary manda varahina+ ianao mba hiatrehanao ilay tany manontolo,+ dia ireo mpanjakan’ny Joda, sy ny andrianany, sy ny mpisorony ary ny vahoakany.*+
9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra, eny, mafy noho ny vatoafo,+ ny handrinao. Aza matahotra azy+ ary aza atao mampihorohoro anao ny tarehiny,+ fa taranaka mpikomy izy.”+