Joba 13:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa toy ny zavatra lo mihalevona izany lehilahy izany,+Eny, toy ny akanjo lanin’ny koroka.+ Salamo 39:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Manitsy ny olona ianao, ka mananatra azy noho ny fahadisoany.+Ary ataonao potipotika toy ny nohanin’ny koroka+ ny zava-tsarobidiny.Mihelina toy ny fofonaina tokoa ny olombelona rehetra.+ Sela.
11 Manitsy ny olona ianao, ka mananatra azy noho ny fahadisoany.+Ary ataonao potipotika toy ny nohanin’ny koroka+ ny zava-tsarobidiny.Mihelina toy ny fofonaina tokoa ny olombelona rehetra.+ Sela.