Salamo 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ho be ny fahorian’izay maika hanaraka andriamani-kafa.+Tsy handraraka ny ra ataony fanatitra zava-pisotro+ aho,Ary ny molotro tsy hanonona ny anarany.+ Salamo 32:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Be ny fahorian’ny ratsy fanahy,+Fa izay matoky an’i Jehovah kosa voahodidina hatsaram-panahy feno fitiavana.+
4 Ho be ny fahorian’izay maika hanaraka andriamani-kafa.+Tsy handraraka ny ra ataony fanatitra zava-pisotro+ aho,Ary ny molotro tsy hanonona ny anarany.+
10 Be ny fahorian’ny ratsy fanahy,+Fa izay matoky an’i Jehovah kosa voahodidina hatsaram-panahy feno fitiavana.+