Salamo 94:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa ho ara-drariny indray ny didim-pitsarana,+Ary hankatò izany daholo ny olona mahitsy fo. Ohabolana 21:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izay mikatsaka fahamarinana+ sy hatsaram-panahy feno fitiavana dia hahazo fiainana sy fahamarinana ary voninahitra.+ Zefania 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra rehetra amin’ny tany,+ izay mankatò ny didim-pitsarany. Katsaho ny fahamarinana,+ katsaho ny fandeferana.+ Angamba+ ho voafina ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+ Matio 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+ 1 Timoty 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, andosiro izany zavatra izany.+ Fa katsaho kosa ny fahamarinana, ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra, ny finoana, ny fitiavana, ny faharetana, ary ny fahalemem-panahy.+
21 Izay mikatsaka fahamarinana+ sy hatsaram-panahy feno fitiavana dia hahazo fiainana sy fahamarinana ary voninahitra.+
3 dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra rehetra amin’ny tany,+ izay mankatò ny didim-pitsarany. Katsaho ny fahamarinana,+ katsaho ny fandeferana.+ Angamba+ ho voafina ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+
33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+
11 Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, andosiro izany zavatra izany.+ Fa katsaho kosa ny fahamarinana, ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra, ny finoana, ny fitiavana, ny faharetana, ary ny fahalemem-panahy.+