Salamo 119:105 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 105 Jiro ho an’ny tongotro ny teninao,+Sady fahazavana ho an’ny lalako.+ Ohabolana 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa jiro ny didy,+ fahazavana ny lalàna,+ ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana,+ Matio 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Io ny mpanompoko+ izay nofidiko, ny malalako+ izay sitrako! Hampitoeriko ao aminy ny fanahiko,+ ary hasehony mazava amin’ireo firenena ny atao hoe rariny.
23 Fa jiro ny didy,+ fahazavana ny lalàna,+ ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana,+
18 “Io ny mpanompoko+ izay nofidiko, ny malalako+ izay sitrako! Hampitoeriko ao aminy ny fanahiko,+ ary hasehony mazava amin’ireo firenena ny atao hoe rariny.