Salamo 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mitsangàna ao anatin’ny fahatezeranao, Jehovah ô,+Mijoroa hanohitra an’ireo misafoaka amiko sy te hanisy ratsy ahy,+Ary mifohaza hamonjy ahy,+ satria efa nandidy ny hampiharana ny rariny ianao.+ Salamo 44:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Miarena, Jehovah ô! Nahoana ianao no mbola matory ihany?+Mifohaza! Aza ariana mandrakizay izahay.+
6 Mitsangàna ao anatin’ny fahatezeranao, Jehovah ô,+Mijoroa hanohitra an’ireo misafoaka amiko sy te hanisy ratsy ahy,+Ary mifohaza hamonjy ahy,+ satria efa nandidy ny hampiharana ny rariny ianao.+
23 Miarena, Jehovah ô! Nahoana ianao no mbola matory ihany?+Mifohaza! Aza ariana mandrakizay izahay.+