Salamo 89:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Notorotoroinao i Rahaba,+ ka toy ny olona novonoina.+Ny herin-tsandrinao no nanaparitahanao ny fahavalonao.+ Isaia 53:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Iza no mba nino ny zavatra renay?+ Ary tamin’iza no naharihary+ ny sandrin’i Jehovah?+ Lioka 1:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Nanao asa lehibe tamin’ny sandriny+ mahery izy, ary nampiely ny mpirehareha, dia ireo mirehareha noho ny fikasan’ny fony.+
10 Notorotoroinao i Rahaba,+ ka toy ny olona novonoina.+Ny herin-tsandrinao no nanaparitahanao ny fahavalonao.+
51 Nanao asa lehibe tamin’ny sandriny+ mahery izy, ary nampiely ny mpirehareha, dia ireo mirehareha noho ny fikasan’ny fony.+