FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 6:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hoy anefa i Gideona taminy: “Miala tsiny aminao aho, tompoko, fa raha momba anay i Jehovah, nahoana no mianjady aminay izao zavatra rehetra izao?+ Ary aiza ny zava-mahagaga rehetra nataony+ izay notantarain’ny razanay taminay+ hoe: ‘Tsy avy tany Ejipta ve isika no nentin’i Jehovah niakatra?’+ Fa efa nahafoy anay mihitsy i Jehovah,+ ary efa natolony teo am-pelatanan’ny Midianina izahay.”

  • Nehemia 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nanao famantarana sy fahagagana ianao hamelezana an’i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny olon-drehetra tao amin’ny taniny.+ Fantatrao mantsy fa nataony tsinontsinona+ ny razanay. Koa nampahalaza ny anaranao+ ianao, toy ny amin’izao anio izao.

  • Salamo 44:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Andriamanitra ô, ny sofinay no nandre,

      Ny razanay mihitsy no nitantara taminay+

      Ny zavatra nataonao tamin’ny androny,+

      Tamin’ny andro fahiny.+

  • Salamo 106:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Sy asa mahatalanjona tany amin’ny tanin’i Hama,+

      Ary zava-mampahatahotra, teo amin’ny Ranomasina Mena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara