Salamo 50:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aoka ho azonareo tsara izany, ry mpanadino an’Andriamanitra,+Sao hamiravira anareo aho, nefa tsy hisy hamonjy anareo.+ Isaia 42:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nangalarina sy norobaina ny fananan’ilay vahoaka.+ Voafandrika ao an-davaka daholo izy ireo, ary voafina ao am-ponja.+ Nangalarina ny fananan’izy ireo nefa tsy nisy namonjy azy,+ ary norobaina izany nefa tsy nisy niteny hoe: “Avereno atỳ!”
22 Aoka ho azonareo tsara izany, ry mpanadino an’Andriamanitra,+Sao hamiravira anareo aho, nefa tsy hisy hamonjy anareo.+
22 Nangalarina sy norobaina ny fananan’ilay vahoaka.+ Voafandrika ao an-davaka daholo izy ireo, ary voafina ao am-ponja.+ Nangalarina ny fananan’izy ireo nefa tsy nisy namonjy azy,+ ary norobaina izany nefa tsy nisy niteny hoe: “Avereno atỳ!”