Deoteronomia 33:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ilay Andriamanitry ny andro fahiny no fiafenanao,+Ary manohana anao ireo sandriny izay maharitra+ mandritra ny fotoana tsy voafetra.Ary horoahiny tsy ho eo anatrehanao ny fahavalo,+Sady hiteny izy hoe: ‘Aringano ireny!’+ Salamo 91:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 91 Izay monina ao amin’ny toerana miafin’ny+ Avo Indrindra,+Dia hitoetra ao ambany alok’Ilay Mahery Indrindra.+ Isaia 49:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nataony toy ny sabatra maranitra ny vavako.+ Nafeniny teo ambany aloky+ ny tanany aho.+ Nataony lasa zana-tsipìka maranitra aho, ary nafeniny tao amin’ny tranon-jana-tsipìkany.
27 Ilay Andriamanitry ny andro fahiny no fiafenanao,+Ary manohana anao ireo sandriny izay maharitra+ mandritra ny fotoana tsy voafetra.Ary horoahiny tsy ho eo anatrehanao ny fahavalo,+Sady hiteny izy hoe: ‘Aringano ireny!’+
91 Izay monina ao amin’ny toerana miafin’ny+ Avo Indrindra,+Dia hitoetra ao ambany alok’Ilay Mahery Indrindra.+
2 Nataony toy ny sabatra maranitra ny vavako.+ Nafeniny teo ambany aloky+ ny tanany aho.+ Nataony lasa zana-tsipìka maranitra aho, ary nafeniny tao amin’ny tranon-jana-tsipìkany.