8 Iza no efa nandre zavatra toy izany?+ Iza no efa nahita zavatra toy izany?+ Hisy tany+ ho teraka ao anatin’ny iray andro+ ve? Sa hisy firenena+ hatao indray miteraka?+ I Ziona anefa vao nihetsi-jaza dia niteraka an’ireo zanany lahy.
22 “Fa maharitra eo anatrehako ny lanitra vaovao+ sy ny tany vaovao+ izay foroniko,+ ary toy izany koa no haharetan’ny taranakareo+ sy ny anaranareo”,+ hoy i Jehovah.