FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 75:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Fa misy kaopy eny an-tanan’i Jehovah,+

      Ary misy roatrany ny divay sady nasiana fangarony betsaka.

      Hararany hatramin’ny faikany izany,

      Ka ny ratsy fanahy rehetra eto an-tany no hisotro sy hanapitra izany.”+

  • Jeremia 25:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamiko: “Raiso etỳ an-tanako ity kaopy misy ny divain’ny fahatezerako ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra anirahako anao.+

  • Apokalypsy 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 dia hisotro koa ny divain’ny fahatezeran’Andriamanitra izay araraka tsy mitampoka ao anatin’ny kaopin’ny fahatezerany,+ sady hampijalina+ amin’ny afo sy ny solifara+ eo imason’ny anjely masina sy ny Zanak’ondry.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara