Salamo 69:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nahavaky fo ahy ny latsa, ary tsy mety sitrana ilay fery.+Nanantena aho hoe mba hisy hangoraka, saingy indrisy fa tsy nisy,+Ary mba hisy hampionona, saingy tsy nahita na iray aza.+
20 Nahavaky fo ahy ny latsa, ary tsy mety sitrana ilay fery.+Nanantena aho hoe mba hisy hangoraka, saingy indrisy fa tsy nisy,+Ary mba hisy hampionona, saingy tsy nahita na iray aza.+