13 Dia hovelariko hanarona azy ny haratoko, ka ho tratran’ilay fandrika harato+ izy. Ary hoentiko any Babylona, any amin’ny tanin’ny Kaldeanina izy,+ nefa tsy hahita an’ilay tany. Any izy no ho faty.+
20 Koa hovelariko hanarona azy ny haratoko, ka ho tratran’ilay fandrika harato izy.+ Dia hoentiko any Babylona izy ka hifandahatra aminy any aho, satria nivadika tamiko izy sady nanohitra ahy.+