FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 26:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Fa aetriny ireo mipetraka eny amin’ny toerana ambony,+ eny amin’ny tanàna avo.+ Aetriny ilay tanàna, eny, aetriny amin’ny tany, ka azerany amin’ny vovoka.+

  • Jeremia 51:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Mandosira ka mialà ao Babylona,+ ary samia mamonjy ny ainy!+ Aoka tsy ho faty noho ny fahadisoany ianareo!+ Fa tonga ny fotoana famalian’i Jehovah,+ ka izay nataon’i Babylona ihany no havaliny azy.+

  • Zakaria 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Ô rey olona a! Mandosira avy any amin’ny tany any avaratra”,+ hoy i Jehovah.

      “Fa naeliko tany amin’ny vazan-tany efatra ianareo”,+ hoy i Jehovah.

  • Apokalypsy 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nahare feo hafa avy any an-danitra aho, nanao hoe: “Mivoaha avy ao aminy, ry oloko,+ raha tsy tianareo ny hiombona ota aminy,+ ary raha tsy tianareo hisy hanjo anareo ny loza hanjo azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara