Isaia 51:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Hovahana haingana ilay manjoko noho ny rojo vy mamatotra azy,+ mba tsy ho faty izy ka tsy ho latsaka any an-davaka+ ary mba tsy ho ory sakafo.+ Lioka 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Ny fanahin’i Jehovah+ no ato amiko, satria nanosotra ahy hilaza vaovao tsara amin’ny mahantra izy, ary naniraka ahy hitory fanafahana amin’ny babo sy fampahiratana amin’ny jamba, hanafaka sy handefa ny ory,+
14 “Hovahana haingana ilay manjoko noho ny rojo vy mamatotra azy,+ mba tsy ho faty izy ka tsy ho latsaka any an-davaka+ ary mba tsy ho ory sakafo.+
18 “Ny fanahin’i Jehovah+ no ato amiko, satria nanosotra ahy hilaza vaovao tsara amin’ny mahantra izy, ary naniraka ahy hitory fanafahana amin’ny babo sy fampahiratana amin’ny jamba, hanafaka sy handefa ny ory,+