Salamo 22:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny vazan-tany efatra, ka hiverina aminy.+Ary hiankohoka eo anatrehanao ny fokom-pirenena rehetra.+ Isaia 49:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy: “Tsy zavatra kely ny nahatongavanao ho mpanompoko hanangana ny fokon’i Jakoba, sy hampody an’ireo narovana teo amin’i Israely.+ Nomeko ho fahazavan’ny hafa firenena+ koa ianao, mba hitaran’ny famonjeko hatrany amin’ny faran’ny tany.”+ Lioka 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ny nofo rehetra hahita ny fomba hitondran’Andriamanitra famonjena.’”+
27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny vazan-tany efatra, ka hiverina aminy.+Ary hiankohoka eo anatrehanao ny fokom-pirenena rehetra.+
6 Ary hoy izy: “Tsy zavatra kely ny nahatongavanao ho mpanompoko hanangana ny fokon’i Jakoba, sy hampody an’ireo narovana teo amin’i Israely.+ Nomeko ho fahazavan’ny hafa firenena+ koa ianao, mba hitaran’ny famonjeko hatrany amin’ny faran’ny tany.”+