FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “‘Na, raha misy olona* mikasika zava-maloto, toy ny fatin’ny biby maloto, na bibidia izany, na biby fiompy, na bibikely,+ eny fa na tsy fantany aza izany,+ dia maloto ihany izy ka meloka.+

  • Ezekiela 44:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “‘Izy ireo no hampianatra ny oloko ny fahasamihafan’ny zavatra masina sy ny tsy masina. Ary hampahafantarin’izy ireo azy ny fahasamihafan’ny maloto sy ny madio.+

  • Hagay 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary hoy indray i Hagay: “Raha misy olona maloto satria nikasika faty,* nefa avy eo dia nikasika ny iray tamin’ireo zavatra ireo, tsy haloto ve ilay izy?”+

      Dia hoy ny mpisorona: “Haloto izany.”

  • Efesianina 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ary aza miaraka+ amin’izy ireny intsony amin’ny fanaovana ny asan’ny haizina+ tsy mahavoka-tsoa, fa aleo kosa tsy mankasitraka+ izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara