Salamo 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa aoka ho malina ianareo, ry mpanjaka ô,Ary maneke fanitsiana, ry mpitsara eto an-tany ô!+ Salamo 72:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hiankohoka eo anatrehany ny mpanjaka rehetra,+Ary hanompo azy ny firenena rehetra.+