Isaia 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary hasiako mpitsara sy mpanolo-tsaina indray ao aminao, toy ny tamin’ny voalohany.+ Dia hantsoina hoe Tanànan’ny Fahamarinana sy Tanàna Tsy Mivadika ianao.+ Isaia 60:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ho olo-marina avokoa ny vahoakanao,+ ary ho fananan’izy ireo mandritra ny fotoana tsy voafetra ilay tany.+ Tsimoka avy amin’izay namboleko+ izy ireo sady asan’ny tanako,+ mba hahatsara tarehy ahy.+ 2 Petera 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Misy anefa lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ hitoeran’ny fahamarinana,+ ary izany no andrasantsika, araka ny fampanantenany.
26 Ary hasiako mpitsara sy mpanolo-tsaina indray ao aminao, toy ny tamin’ny voalohany.+ Dia hantsoina hoe Tanànan’ny Fahamarinana sy Tanàna Tsy Mivadika ianao.+
21 Ho olo-marina avokoa ny vahoakanao,+ ary ho fananan’izy ireo mandritra ny fotoana tsy voafetra ilay tany.+ Tsimoka avy amin’izay namboleko+ izy ireo sady asan’ny tanako,+ mba hahatsara tarehy ahy.+
13 Misy anefa lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ hitoeran’ny fahamarinana,+ ary izany no andrasantsika, araka ny fampanantenany.