FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 91:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Ny volon’elany no hisakanany an’izay manatona hamely anao,+

      Ary ao ambany elany no hialofanao.+

      Ho ampinga+ lehibe ny fahamarinany,+ sady ho manda fiarovana.

  • Jeremia 23:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hanendry mpiandry izay tena hiandry azy ireo aho,+ ka tsy hatahotra intsony izy ireo na hihorohoro,+ ary tsy hisy ho very na iray aza”, hoy i Jehovah.

  • Zefania 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy hanao ny tsy marina+ ny sisa amin’ny Israely+ sady tsy handainga+ ary tsy hisy fitaka eo am-bavany.+ Hihinana izy ireo, hitsotsotra,+ ary tsy hisy hampangovitra azy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara