Isaia 41:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Mitady rano+ ny ory sy ny mahantra nefa tsy misy. Mainan’ny hetaheta+ ny lelan’izy ireo.+ Izaho Jehovah no hamaly azy ireo,+ ary izaho Andriamanitry ny Israely dia tsy mba handao azy.+ Apokalypsy 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary miteny tsy an-kijanona ny fanahy+ sy ny ampakarina+ hoe: “Avia!” Ary aoka izay mandre hilaza hoe: “Avia!”+ Ary aoka ho avy izay mangetaheta.+ Ary izay maniry, aoka izy hisotro maimaim-poana amin’ny ranon’aina.+
17 “Mitady rano+ ny ory sy ny mahantra nefa tsy misy. Mainan’ny hetaheta+ ny lelan’izy ireo.+ Izaho Jehovah no hamaly azy ireo,+ ary izaho Andriamanitry ny Israely dia tsy mba handao azy.+
17 Ary miteny tsy an-kijanona ny fanahy+ sy ny ampakarina+ hoe: “Avia!” Ary aoka izay mandre hilaza hoe: “Avia!”+ Ary aoka ho avy izay mangetaheta.+ Ary izay maniry, aoka izy hisotro maimaim-poana amin’ny ranon’aina.+