14 Efa notantarain’i Simeona*+ tamin’ny an-tsipiriany ny nanombohan’Andriamanitra nihevitra ny hafa firenena mba hangalany olona avy amin’ireo mba hitondra ny anarany.+
17 Izao anefa: Notapahina ny sampany sasany, nefa ianao na dia olivadia aza, dia natao grefy teo amin’izay sisa tavela,+ ka nanjary nandray soa tamin’ny fakan’ilay oliva+ koa, dia ilay fakany be menaka.+ Koa raha izany no izy,