Isaia 49:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hoy izy tamiko: “Mpanompoko ianao, ry Israely,+ ary eo aminao no hanehoako ny hatsaran-tarehiko.”+ Asan’ny Apostoly 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 mba hitady mafy an’i Jehovah ny olona sisa, miaraka amin’ireo avy amin’ny firenena rehetra, izany hoe ireo olona antsoina amin’ny anarako, hoy i Jehovah, izay hanao izany zavatra izany,+
3 Dia hoy izy tamiko: “Mpanompoko ianao, ry Israely,+ ary eo aminao no hanehoako ny hatsaran-tarehiko.”+
17 mba hitady mafy an’i Jehovah ny olona sisa, miaraka amin’ireo avy amin’ny firenena rehetra, izany hoe ireo olona antsoina amin’ny anarako, hoy i Jehovah, izay hanao izany zavatra izany,+