Ohabolana 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Misy lalana heverin’ny olona ho mahitsy,+ nefa any amin’ny fahafatesana no iafaran’izany.+ Ohabolana 21:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Heverin’ny olona ho mahitsy izay rehetra ataony,+ fa i Jehovah kosa no mandinika ny fo.+ Daniela 4:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Koa ankehitriny, izaho Nebokadnezara dia midera sy manandratra ary mankalaza an’ilay Mpanjakan’ny lanitra,+ satria araka ny fahamarinana ny zava-drehetra ataony, ara-drariny ny lalany,+ ary vitany ny mampietry izay manambony tena.”+ Hosea 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Iza no hendry ka hahazo ny hevitr’izany?+ Ary iza no malina ka hahalala an’izany?+ Fa mahitsy ny lalan’i Jehovah,+ ka ny marina no handeha eo,+ fa ny mpandika lalàna kosa ho lavo eo.+
37 “Koa ankehitriny, izaho Nebokadnezara dia midera sy manandratra ary mankalaza an’ilay Mpanjakan’ny lanitra,+ satria araka ny fahamarinana ny zava-drehetra ataony, ara-drariny ny lalany,+ ary vitany ny mampietry izay manambony tena.”+
9 Iza no hendry ka hahazo ny hevitr’izany?+ Ary iza no malina ka hahalala an’izany?+ Fa mahitsy ny lalan’i Jehovah,+ ka ny marina no handeha eo,+ fa ny mpandika lalàna kosa ho lavo eo.+