FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 43:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 eny, ilay vahoaka noforoniko ho ahy mba hitantara ny zavatra mendri-piderana nataoko.+

  • Jeremia 33:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ho anarana mahafaly ahy izy,+ ary ho fiderana sy hatsaran-tarehy any amin’ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany. Handre ny soa rehetra hataoko aminy mantsy ireny firenena ireny.+ Koa hihorohoro+ sy hitebiteby+ ireny, rehefa handre izany soa rehetra hataoko aminy izany sy ny fiadanam-be homeko azy.’”+

  • 1 Petera 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ianareo kosa dia “firazanana voafidy, sady mpisorona no mpanjaka, firenena masina,+ olona nataon’Andriamanitra ho fananany manokana,+ mba hanambaranareo hatraiza hatraiza ny hatsaran-toetran’ilay”+ niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho amin’ny fahazavany mahagaga.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara