13 Nampanatoniko ny fahamarinako.+ Tsy lavitra+ izany, ary tsy ho tara ny famonjeko.+ Hanome famonjena ao Ziona aho, ary hanome ny hatsaran-tarehiko ho an’i Israely.”+
17 Ary amin’ny alalan’ny vaovao tsara no ampiharihariana ny fahamarinan’Andriamanitra.+ Izany dia vokatry ny fananana finoana+ ka vao mainka mampitombo finoana, araka ny voasoratra hoe: “Fa ny olo-marina dia ho velona noho ny finoany.”+