FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 20:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Fantatro fa rehefa lasa aho, dia hisy amboadia+ masiaka hiditra eo aminareo, ary tsy hiantra ny ondry ireny.

  • 2 Petera 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mitsiriritra koa izy ireny ka hanararaotra anareo amin’ny teny mamitaka.+ Tsy mitaredretra anefa ny fanamelohana azy ireny izay efa nambara hatry ny ela,+ ary tsy rendremana ny fandringanana azy.+

  • 2 Petera 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 indrindra fa ireo mandeha araka ny filan’ny nofony ka tonga maloto,+ ary manamavo ny manana fahefana.+

      Sahisahy sy be di-doha izy ireo ka tsy mangovitra eo anoloan’ireo manana voninahitra, fa manevateva+ kosa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara