1 Samoela 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Farany, dia hoy i Saoly tamin’ny mpanompony: “Itadiavo vehivavy mahay mamoha angatra aho.+ Dia hankany aminy aho hanontany azy.” Ary hoy ny mpanompony: “Misy vehivavy mahay mamoha angatra ao En-dora.”+
7 Farany, dia hoy i Saoly tamin’ny mpanompony: “Itadiavo vehivavy mahay mamoha angatra aho.+ Dia hankany aminy aho hanontany azy.” Ary hoy ny mpanompony: “Misy vehivavy mahay mamoha angatra ao En-dora.”+