-
Hosea 4:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “Tsy hataoko ampamoaka ny zanakareo vavy noho izy mijangajanga, ary tsy hataoko ampamoaka ny vinantovavinareo noho izy manitsakitsa-bady. Tsy hanao izany aho satria ny lehilahy no mitondra mpivaro-tena mankany amin’ny toerana mitokana,+ sy miaraka amin’ny vehivavy mpivaro-tenan’ny tempoly+ rehefa manao sorona. Ary hohosihosena ny vahoaka tsy misaina.+
-