Isaia 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lozan’ilay firenena mpanota,+ ilay vahoaka mavesa-keloka, taranaka mpanao ratsy+ sy zanaka mandoza!+ Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+ sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,+ ary efa niala taminy.+ Isaia 30:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa vahoaka mpikomy+ izy ireo, ary zanaka tsy atokisana+ sady tsy vonona hihaino ny lalàn’i Jehovah.+
4 Lozan’ilay firenena mpanota,+ ilay vahoaka mavesa-keloka, taranaka mpanao ratsy+ sy zanaka mandoza!+ Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+ sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,+ ary efa niala taminy.+
9 Fa vahoaka mpikomy+ izy ireo, ary zanaka tsy atokisana+ sady tsy vonona hihaino ny lalàn’i Jehovah.+