Jeremia 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Samy mamitaka ny namany+ avy izy ireo, ary tsy milaza ny marina mihitsy. Efa nampianariny handainga ny lelany.+ Manasatra ny tenany amin’ny fanaovan-dratsy izy ireo.+ Habakoka 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy i Jehovah Tompon’ny tafika ve no mahatonga ny olona hiasa mafy, nefa ho levon’ny afo fotsiny izany? Ary tsy izy ve no mahatonga ireo firenena hisasatra, nefa zava-poana fotsiny izany?+
5 Samy mamitaka ny namany+ avy izy ireo, ary tsy milaza ny marina mihitsy. Efa nampianariny handainga ny lelany.+ Manasatra ny tenany amin’ny fanaovan-dratsy izy ireo.+
13 Tsy i Jehovah Tompon’ny tafika ve no mahatonga ny olona hiasa mafy, nefa ho levon’ny afo fotsiny izany? Ary tsy izy ve no mahatonga ireo firenena hisasatra, nefa zava-poana fotsiny izany?+