Salamo 23:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mampandry ahy eny amin’ny toerana rakotra ahi-maitso izy,+Ary mitondra ahy eny amin’ny toeram-pialan-tsasatra azon-drano tsara.+ Isaia 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy ho noana+ na hangetaheta+ izy ireo, ary tsy hamely azy ny hafanana migaingaina na ny masoandro.+ Fa hitari-dalana azy Ilay mangoraka azy,+ ka hitondra azy ho eny an-doharano.+
2 Mampandry ahy eny amin’ny toerana rakotra ahi-maitso izy,+Ary mitondra ahy eny amin’ny toeram-pialan-tsasatra azon-drano tsara.+
10 Tsy ho noana+ na hangetaheta+ izy ireo, ary tsy hamely azy ny hafanana migaingaina na ny masoandro.+ Fa hitari-dalana azy Ilay mangoraka azy,+ ka hitondra azy ho eny an-doharano.+