FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa mamelatra ny tananareo+ ianareo, dia tampenako tsy hijery anareo ny masoko.+ Na manao vavaka maro+ aza ianareo, dia tsy hihaino aho,+ fa feno ran’olona ny tananareo.+

  • Jeremia 42:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hoy izy ireo tamin’i Jeremia mpaminany: “Mba henoy re ny fitalahoanay e! Koa mivavaha amin’i Jehovah Andriamanitrao+ ho anay sisa rehetra eto, satria na maro aza izahay taloha dia vitsy sisa,+ araka izao hitanao izao.

  • Jeremia 42:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 ary nanao fahadisoana tamin’ny tenanareo ihany ianareo,+ satria ianareo ihany no naniraka ahy ho any amin’i Jehovah Andriamanitrareo, ka nilaza hoe: ‘Mivavaha amin’i Jehovah Andriamanitsika ho anay. Ary lazao aminay izay rehetra ambaran’i Jehovah Andriamanitsika, fa izany tokoa no hataonay.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara