FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 21:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary naka lamba gony+ i Rizpa zanakavavin’i Aia,+ ka novelariny teo ambony vatolampy. Dia nitoetra teo izy hatramin’ny fanombohan’ny fijinjana ka mandra-pilatsaky ny orana avy any an-danitra teo amin’ireo faty.+ Ary tsy navelany hisy vorona+ hipetraka teo amin’ireo faty nandritra ny andro, na bibidia+ any an-tsaha nandritra ny alina.

  • Joela 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Aoka ianareo hisikina lamba gony sy hikapo-tratra,+ ry mpisorona. Midradradradrà ianareo, ry mpanompo eo amin’ny alitara.+ Midira, ka akanjo gony entina matory, ry mpanompon’Andriamanitro. Tsy hitondrana fanatitra varimbazaha+ sy fanatitra zava-pisotro+ intsony mantsy ao an-tranon’Andriamanitrareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara