Ohabolana 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+ Romanina 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mba anomezo amin’izay anananareo ny olona masina, araka izay ilainy.+ Miezaha ho tia mandray vahiny.+ Hebreo 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza hadinoina ny fitiavana mandray vahiny,+ fa noho izany, dia nampiantrano anjely+ ny sasany nefa tsy fantany.
17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+
13 Mba anomezo amin’izay anananareo ny olona masina, araka izay ilainy.+ Miezaha ho tia mandray vahiny.+
2 Aza hadinoina ny fitiavana mandray vahiny,+ fa noho izany, dia nampiantrano anjely+ ny sasany nefa tsy fantany.