FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tamin’izany no nahitako olona sasany tao Joda nanitsakitsaka voaloboka tao anaty lavaka famiazana azy, tamin’ny andro sabata.+ Nisy koa nitondra varimbazaha miavosa natainginy+ teo ambony ampondra,+ ary nisy nitondra divay sy voaloboka sy aviavy+ ary izao karazana entana rehetra izao, nankao Jerosalema tamin’ny andro sabata.+ Koa nampitandrina azy ireo aho tamin’ny andro nivarotany sakafo.

  • Isaia 56:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Sambatra ny olona mety maty izay manao izany,+ sy ny zanak’olombelona mifikitra amin’izany,+ sady mitandrina ny sabata ka tsy manazimbazimba azy,+ ary mifehy ny tanany tsy hanao izay ratsy.+

  • Jeremia 17:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Izao no nolazain’i Jehovah: “Aoka ianareo hitandrina,+ ka aza mitondra entana miditra ny vavahadin’i Jerosalema, rehefa sabata ny andro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara