FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 36:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Sarobidy tokoa ny hatsaram-panahinao feno fitiavana, Andriamanitra ô!+

      Ary eo ambany elatrao no ialofan’ny zanak’olombelona.+

  • Salamo 37:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Aoka koa ianao ho finaritra tanteraka amin’i Jehovah,+

      Dia homeny anao izay irin’ny fonao.+

  • Habakoka 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia mbola hifaly amin’i Jehovah ihany aho,+ sy hiravoravo amin’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara