Ohabolana 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa tsy matory ireny raha tsy manao ratsy,+ ary tsy mahita tory raha tsy manafintohina olona.+ Mika 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Lozan’ireo mpanao ratsy izay mieritreritra eo am-pandrianany ny hanisy ratsy,+ ka rehefa maraina ny andro dia tanterahiny izany,+ satria vitany ny manao izany.+ Jakoba 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ny faniriana rehefa kolokoloina, dia miteraka fahotana,+ ary ny fahotana kosa rehefa tanterahina, dia miteraka fahafatesana.+
2 “Lozan’ireo mpanao ratsy izay mieritreritra eo am-pandrianany ny hanisy ratsy,+ ka rehefa maraina ny andro dia tanterahiny izany,+ satria vitany ny manao izany.+
15 Ary ny faniriana rehefa kolokoloina, dia miteraka fahotana,+ ary ny fahotana kosa rehefa tanterahina, dia miteraka fahafatesana.+