7 Raha vao nahita Fariseo sy Sadoseo+ maro nankeo amin’izay nanaovany batisa i Jaona, dia nilaza hoe: “Ry taranaky ny menarana,+ iza no nanoro hevitra anareo handositra ny fahatezerana efa ho avy?+
34 Ry taranaky ny menarana,+ ahoana moa no ahaizanareo milaza zavatra tsara nefa ianareo ratsy fanahy?+ Fa izay mameno ny fon’ny olona no lazain’ny vavany.+