FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 57:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa hambarako izay lazainao fa mba fahamarinanao+ sy asanao,+ ary tsy hahasoa anao ireny.+

  • Isaia 64:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nanjary toy ny olona maloto izahay rehetra, ary toy ny akanjo voaloton’ny fadimbolana+ ny rariny rehetra ataonay. Halazo toy ny ravinkazo+ izahay rehetra, ary hipaoka anay toy ny rivotra ny fahadisoanay.+

  • Apokalypsy 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa hoy ianao: “Manankarena+ aho ary efa nahazo harena ka tsy mila na inona na inona intsony.” Tsy fantatrao anefa fa ory sy mampalahelo sy mahantra sy jamba+ ary mitanjaka ianao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara