Jeremia 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mihazona ny rano ho mangatsiatsiaka ny lavaka fanangonan-drano. Toy izany koa fa nihazona ny ratsy fanaony ho mangatsiatsiaka izy. Andrenesana herisetra sy fandrobana ao aminy.+ Aretina sy loza foana no eo anatrehako. Amosa 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy mahalala hanao izay mahitsy izy ireo”,+ hoy i Jehovah, “eny, ireo izay mitahiry herisetra+ sy fandrobana ao amin’ny tilikambo fonenany.”’ Mika 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mahery setra be ny mpanankarenany, mandainga ny mponina ao aminy,+ ary feno fitaka ny lelan’izy ireo.+
7 Mihazona ny rano ho mangatsiatsiaka ny lavaka fanangonan-drano. Toy izany koa fa nihazona ny ratsy fanaony ho mangatsiatsiaka izy. Andrenesana herisetra sy fandrobana ao aminy.+ Aretina sy loza foana no eo anatrehako.
10 Tsy mahalala hanao izay mahitsy izy ireo”,+ hoy i Jehovah, “eny, ireo izay mitahiry herisetra+ sy fandrobana ao amin’ny tilikambo fonenany.”’
12 Mahery setra be ny mpanankarenany, mandainga ny mponina ao aminy,+ ary feno fitaka ny lelan’izy ireo.+