Ohabolana 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Lalana mahafinaritra ny lalany, ary fiadanana ny lalan-kalehany rehetra.+ Lioka 1:79 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 79 mba hanome fahazavana ho an’izay mipetraka ao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana,+ mba hitarika ny diantsika ka handehanantsika soa aman-tsara ao amin’ny lalan’ny fiadanana.”
79 mba hanome fahazavana ho an’izay mipetraka ao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana,+ mba hitarika ny diantsika ka handehanantsika soa aman-tsara ao amin’ny lalan’ny fiadanana.”