29 Ary hitsapatsapa tokoa ianao na dia amin’ny mitataovovonana aza, tahaka ny jamba mitsapatsapa ao anaty haizina,+ ka tsy hahomby izay hataonao. Dia hambakain’ny sasany sy ho voaroba foana ianao, nefa tsy hisy hamonjy.+
11 Fa izay mankahala ny rahalahiny kosa, dia ao amin’ny haizina sady mandeha ao amin’ny haizina+ ka tsy fantany izay alehany,+ satria nohajambain’ny haizina ny masony.