Jeremia 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Lasa mafy loha sy mpikomy anefa ity vahoaka ity. Nivily lalana izy ireo ary nikiry nandeha tamin’ny lalan-dratsiny.+ Matio 12:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ry taranaky ny menarana,+ ahoana moa no ahaizanareo milaza zavatra tsara nefa ianareo ratsy fanahy?+ Fa izay mameno ny fon’ny olona no lazain’ny vavany.+
23 Lasa mafy loha sy mpikomy anefa ity vahoaka ity. Nivily lalana izy ireo ary nikiry nandeha tamin’ny lalan-dratsiny.+
34 Ry taranaky ny menarana,+ ahoana moa no ahaizanareo milaza zavatra tsara nefa ianareo ratsy fanahy?+ Fa izay mameno ny fon’ny olona no lazain’ny vavany.+