Salamo 98:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+Fa mahagaga ny zavatra nataony.+Mahavonjy ny tanany ankavanana, eny, ny sandriny masina.+ Jeremia 32:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô!+ Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin’ny herinao+ lehibe sy ny sandrinao nahinjitra.+ Tsy misy zava-mahagaga tsy vitanao.+
98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+Fa mahagaga ny zavatra nataony.+Mahavonjy ny tanany ankavanana, eny, ny sandriny masina.+
17 “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô!+ Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin’ny herinao+ lehibe sy ny sandrinao nahinjitra.+ Tsy misy zava-mahagaga tsy vitanao.+