Deoteronomia 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+ Salamo 94:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!+ Hebreo 10:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fantatsika ilay niteny hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly”,+ sy hoe: “Hitsara ny vahoakany i Jehovah.”+
35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+
94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!+
30 Fantatsika ilay niteny hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly”,+ sy hoe: “Hitsara ny vahoakany i Jehovah.”+